NAMOY MPIARA-MIASA NY SAMIFIN
Amin’alahelo lehibe no ampandrenesanay eto amin’ny SAMIFIN ny fodiamandrin’i
M. Martino Lalaniaina ANDRIANANDRASANA
Jardinier
Ny zoma 20 septambra 2024 tany Fianarantsoa
Hotsaroanay ny fiarahana taminao Tino, mandria am-piadanana
Ny Tale Jeneraly sy ny mpiara-miasa rehetra eto amin’ny SAMIFIN dia maneho ny teny fampiononana ho an’ny fianakaviany manontolo